|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala mikitroka |
| Singan-teny | 2ala, 3mikitroka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ala matevina ahitana karazan-kazo maro.
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a jungle.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7jungle.
[1.8] 8forêt épaisse. [1.13] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny 10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 11ala mikirindro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|